|
|
|
|

Teny iditra1  lanja miakatra ny fiainana
Singan-teny  2  lanja, miakatra, fiainana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza fa misondrotra ho ambony ihany ny fiainana, ny fahaizana amam-pandrosoana, ary na ny vidim-piainana aza

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19