Teny iditra | lanton-tsandry | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritry ny tanana anelanelan'ny kiho sy ny hatotanana [1.13] | |
Fanazavàna teny anglisy | [sandry, the arm] the arm from the elbow to the shoulder [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Avant-bras [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Tovy hevitra | alohan-tsandry | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |