Teny iditra | 1 lany tamingana |
Singan-teny | 2 lany, tamingana |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy misy taranaka intsony, maty maso 5 [2.313] tsy manana taranaka, kizo fara |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] extinct |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] exterminé, dont la lignée est éteinte |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14 |