Teny iditra lany atody
Singan-teny lany ; atody
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny akoho na vorona efa nanatody betsaka ka nitsahatra tsy nanana atody intsony (Ireo lany harena tsy mahazo vola intsony) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14