Teny iditra | 1 lany atody |
Singan-teny | 2 lany, atody |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ny akoho na vorona efa nanatody betsaka ka nitsahatra tsy nanana atody intsony (Ireo lany harena tsy mahazo vola intsony) |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |