Teny iditra lany tamingana
Singan-teny lany ; tamingana
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy misy taranaka intsony, maty maso [1.1]
 Tsy manana taranaka, kizo fara [2.313]
Fanazavàna teny anglisy Extinct [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Exterminé, dont la lignée est éteinte [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/14