Teny iditra laoniny
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Halavan-drefy mitovy amin' ny mamakitratra (0, 91 metatra eo ho eo). [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a measure of length [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay aune [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: l' aune.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31