|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lapana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sasatra, valaka, tsy manan-kery noho ny havizanana na hanoanana: Lapana ny vahoaka niandry ny filoha nandritra ny adiny efatra

Teny iditra (2/2)4  lapana
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] a provincial word for an umbrella. See elo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07