Teny iditra | 1 lapata |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
karazam-bibilava 4 [1.78] [Sihanaka] anaram-biby madinika, tsy manamaso 5 [1.78] [Tanala] karazam-bibilava mazana monina eny an-drano sy eny amoron-tanimbary |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] a provincial word for holapata |
Voambolana |
7 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |