Teny iditra lapomady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Menaka fanosorana (tsy fiteny intsony, fa pomady no fampiasa ankehitriny) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Pomatum. Compare lakomady [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Pommade [1.3]
Ny fihaviany Frantsay: la pommade.
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31