Teny iditra | lasary | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | Tongolo voatetika aharo voatabiha ary asiana sakay raha tiana [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | onions and tomatoes cut up small and mixed with chillies as a relish [Richardson 1885] | ||||
an appetizer made of onions and tomatoes, sometimes with red pepper [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | achards, mélange de tomates et oignons hâchés, parfois avec du piment [Hallanger 1974] | ||||
(du créole réunionnais : « les achards »). Légumes confits dans le vinaigre ou l'huile avec des condiments, préparation probablement d'origine indienne, comme les « pickles » anglais. [Boiteau 1997] | |||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||
Ny fihaviany | Frantsay: l' achard. | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | lasary | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fandikana anglisy | the name of a saw [Richardson 1885] | ||||
Voambolana | Fitaovam-piasana | ||||
Ny fihaviany | Frantsay: la scie. | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |