Teny iditra lasely
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hoditra voavoatra hipetrahana eo ambony soavaly [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a saddle [Richardson 1885]
 a saddle; harness [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay selle; harnais [Hallanger 1974]
Ny fihaviany Frantsay: la selle.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31