Teny iditra (1/2) | 1 lasitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra misy sary lempona izay anidinana metaly voaempo, ka rehefa mangatsiaka ilay metaly dia manana endrika mitovy amin' ilay sary fa mivohitra kosa Marika atao modely amin' ny fanaovan-taozavatra, ohatra, ny mpanjaitra dia manana lasitra (sari-na vatan' olona amin' ny hazo) izay ametahany ny vatan' ilay akanjo rehefa didiany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a shoemaker's last 5 [1.7] a mold, a last, a form for fashioning something |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] moule, forme, gabarit |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 lasitra |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Famelezana amin' ny rantsantanana roa avonkina ka terena ao ny hoditr' ilay vonoina ary dia aolana mafy |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 17 alasitr, asilatr, lasitra, salatry, silatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |