Teny iditra (1/2) | 1 lasy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitobiana, fandriana an-tsaha [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a camp, an encampment. See TOby, LAy [1.2] 5 a camp; cf TOby [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 camp, campement [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 lasy |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Fivahiniana miaraka maro, mipetraka amin' olona ka manao parasy homana ao [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 se dit de plusieurs personnes qui séjournent chez d'autres et vivent à leur dépens [1.3] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 17 lasy, saly |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |