Teny iditra lasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitobiana, fandriana an-tsaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A camp, an encampment. See toby, lay [1.2]
 A camp; cf toby [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Camp, campement [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra lasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivahiniana miaraka maro, mipetraka amin' olona ka manao parasy homana ao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se dit de plusieurs personnes qui séjournent chez d'autres et vivent à leur dépens [1.3]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31