| Teny iditra | 1 latabatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' akalana lehibe sady avo tongotra atao fiasana, fanoratana, fihinanana: Lamban-databatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a table
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 table
[1.8] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny how latabatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|