Teny iditra latasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Asa efa ifanarahana fa hovitaina amin' ny fotoana voafetra [Rajemisa 1985]
Ny fihaviany Frantsay: la tâche.

Teny iditra latasy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] faritrasa [Rakotosaona 1972]

2013/03/02