Teny iditra | 1 latsa-bava |
Singan-teny | 2 latsaka, vava |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza ny olona manambara zavatra nafenina na tsy voahevitra loatra |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [vava, the mouth] a slip of the tongue, an unguarded expression |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |