Teny iditra | latsa-bava | |
Singan-teny | latsaka ; vava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona manambara zavatra nafenina na tsy voahevitra loatra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [vava, the mouth] a slip of the tongue, an unguarded expression [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |