Teny iditra | latsa-boa | |
Singan-teny | latsaka ; voa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Voasesiky ny totohondry mafy eo amin' ny loha vaniany ka mitangolika na safotra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Faint, as from a blow on the side [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13 |