|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  latsaka ankady
Singan-teny  2 latsaka, 3 hady
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 potraka an-tevana
6 Enti-milaza ny olona voan' ny fahavoazana ara-karena
7 Tsy nataonareo vato latsaka an-kady izahay: teny ataon' ny olona vangiana manlo amin' ny mpamangy mba hilazana fa tsy nariany tamin' ny fahoriana nahazo azy izy [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  latsaka ankady
Sokajin-teny  9  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  10 [Antefasy] teraka (raha alika) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04