|
|
|
|

Teny iditra1  latsakafitoventy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka varifitoventy na 0,15Fr
Ohatra  4  [2.436#] kirobo telo sy voamena sy latsakafitoventy.
Voambolana  5  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Singan-teny  6  latsaka, fito, venty

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07