|
|
|
|

Teny iditra1  latsakafitoventy
Singan-teny  2  latsaka, fito, venty
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka varifitoventy na 0,15Fr
Ohatra  5  kirobo telo sy voamena sy latsakafitoventy. [2.436#]
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07