Teny iditra | 1 latsaka ondana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana ireo nisy fahavoazana tamin' ny harena na ny fahefana ka zary nitam-bororotra sy lasa ambany noho ireo namany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#2713] Celui qui perd son rang, est semblable à celui dont la tête a glissé de dessus l' oreiller |
Singan-teny | 5 latsaka, ondana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |