Teny iditra | 1 latsy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
singam-bolotsangana anohizana tery 4 [1.1] Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka 5 [1.13] tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.13] traverse, entretoise |
Ohatra |
8 Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 15 latsi, latsy, tsila |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |