Teny iditra | 1 lava-piringa |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] cabinet d'aisances |
Ohatra |
5 [2.424#] Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. |
Singan-teny | 6 lavaka, firinga |
Tovy hevitra | 7 gabone, kivohy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |