Teny iditra | 1 lavabato |
Singan-teny | 2 lavaka, vato |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] (lava-bato) a cave in a rock or in rocky ground 5 [1.7] a cave in the rock |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] caverne dans la roche |
Ohatra |
7 [1.508#] Nidina tany anaty lavabato izy ary nihazona hatrany ilay vahitady. 8 [1.437#] Dia tao Anosin-dRadama, izay nisy lavabato lehibe nieren' ny fahavalo. |
Lahatsoratra |
9 Randzavola: lavabato ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |