|
|
|
|

Teny iditra1  lavabato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] (lava-bato) a cave in a rock or in rocky ground
4  [1.7] a cave in the rock
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] caverne dans la roche
Ohatra  6  [1.508#] Nidina tany anaty lavabato izy ary nihazona hatrany ilay vahitady.
7  [1.437#] Dia tao Anosin-dRadama, izay nisy lavabato lehibe nieren' ny fahavalo.
Singan-teny  8  lavaka, vato
Lahatsoratra  9  Randzavola: lavabato ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07