Teny iditra | 1 lavalavao |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lavalavaina [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.3#392] lavalavao iny savoka an-tananao iny (Faites un petit cylindre avec la cire que vous avez en main) |
Fototeny | 4 lavalava |
Fivaditsoratra | 5 lavalavao, valavalao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16 |
![]() |