Teny iditra lavanty
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Used adverbially for always, continually [1.2]
Kamban-teny 

Teny iditra lavanty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Varojavatra ampahibemaso ifanongonana hatrany ny vidiny tononina ka izay manonona ambony indrindra -- rehefa antsoina intelo ka tsy misy mihoatra intsony -- no mahazo ilay zavatra: Hatao lavanty ilay trano atsy Ambodivona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An auction [1.2]
 An auction sale [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vente aux enchères [1.8]
Ohatra 
1Tao an-tokotanin-tsekoly no nanaovana ny lavanty. [2.472]
2Saingy nony natao ny lavanty dia tsy mba nividy mofo na saosisy akory i Maman. [2.356]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: la vente.

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/27