Teny iditra lava-piringa
Singan-teny lava- (lavaka) ; firinga
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cabinet d'aisances [1.13]
Ohatra Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424]
Tovy hevitra gabone ~ kivohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20