Teny iditra | 1 lava-piringa |
Singan-teny | 2 lavaka, firinga |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 lavaka anangonana ny firinga mba tsy hielezany eran' ny toerana manodidina [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 cabinet d'aisances [1.13] |
Ohatra |
6 Mampiasà lavapiringa, arovy ny toerana fakana rano fisotro, ary araho ireo torolalana mikasika ny fahadiovana. [2.424#] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |