|
|
|
|

Teny iditra1  lavatsindakana
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  ... dia nomeny anaram-petaka... Nisy ny nataony hoe Volonkatsaka (manana volo mena mangafoka), Voantabiha (mena pina ny tarehiny), lavatsindakana (avo dia be Rangahy io), Tapany (fohy vaventy kosa io). [2.472#185]

Fivaditsoratra  lavatsindakana, 4 tsindavalakana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26