Teny iditra | 1 laviana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Erika, orana madinika kely entin' ny rivotra, izay mazàna mamirifiry izaitsizy: Izany, rahavako, no roa lahy milanja am-betraka / ka sendra laviana miaramiropy / sendra mafana miara-mihinjaka (Raj. Tselatra) [1.1] |
Voambolana |
4 Haitoetrandro |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 7 avilana, ivalana, lavania, laviana, valiana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |