Teny iditra lavina (la)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (endrika pasiva) Tsy afaka nanda izy, fa tsy azo nolavina mihitsy ny porofo
laviko ankitsirano izany ampanga lainga izany [1.10]
 Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko
Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny izay natoroko azy / Nolaviny ny fangatahako
Lazaina ampahibemaso fa tsy fantatra: Nolavin' i Piera i Kristy / Laviko i Satana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be refused, to be rejected, to be disapproved, to be hated [1.2]
 To be refused, to be denied [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette, à quoi on renonce, qu'on méconnait. Efa nolaviny izay natolotrao azy: il a refusé ce que vous lui avez offert. Laviko izay lazainao: je nie ce que vous dites [1.3]
 Qu'on refuse [1.5, 1.8, 1.6]
 Qu'on nie [1.8, 1.6]
 Qu'on renie; qu'on rejette [1.8]
Ohatra 
1Angaha koa inoa ho azonao lavina? [2.643]
2Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [4.27]
3Ary io zavamisy io mihitsy no lavina aminy. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : lavina, laviko, lavinao, laviny, lavintsika, lavinay, lavinareo, lavin', lavin-, lavim-, lavi-
Ny lasa : nolavina, nolaviko, nolavinao, nolaviny, nolavintsika, nolavinay, nolavinareo, nolavin', nolavin-, nolavim-, nolavi-
Ny hoavy : holavina, holaviko, holavinao, holaviny, holavintsika, holavinay, holavinareo, holavin', holavin-, holavim-, holavi-
Filaza mandidy : lavy, lavo
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20