|
|
|
|

Teny iditra1  lazalazao
Sokajin-teny  2  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lazalazaina [Fitanisana]
Ohatra  3  [2.131] lazalazao an-dRatsarahoby
ilay andriandahy kely eny atsinanan' Inamehana

4  [2.131] hoy ny vorona
lazalazao ary izay hafatrao
ary ambarao faingana izay dinika

Fototeny  5  lazalaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16