|
|
|
|

Teny iditra1  lazoina (lazo)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina
4  Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ
5  Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako
6  Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to be made to fade, to be wilted; to be softened by fire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny lazoina io

Fivaditsoratra  14  alozina, lazoina, lozaina, loziana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20