Teny iditra leda
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny hoditra na lamba manosika ny rivotra na ny rano hivoaka ny tafoforana sy ny paompin-drano [Rajemisa 1985]
 singa mametra ny fivoahan'ny ranoka na rivotra amin'ny fitaovana [SLP 1986]
Famaritana frantsay clapet [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra leda
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandeha mavesabesatra toy ny tsy mahazaka tena, milakolako [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ledaleda

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06