|
|
|
|

Teny iditra1  lefahina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Atao tonga milefitra; ketrahina: Azo lefahina amin' ny fanafody ny aretina sasantsasany / Aza lefahina ny tady
Atao tonga adala
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be bent
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on plie, qu'on rend souple
Fototeny  6  lefaka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  felahany, halefany, hifanela, hifelana, hilefana, lefahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21