Teny iditra | lefahina (lefaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao tonga milefitra; ketrahina: Azo lefahina amin' ny fanafody ny aretina sasantsasany / Aza lefahina ny tady Atao tonga adala [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be bent [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on plie, qu'on rend souple [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |