Teny iditra | 1 lefasana |
Fototeny | 2 lefa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Torahana, tsipazana: Nolefasany vaton' antsamotady ilay voromaitala ka maty teo no ho eo |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 9 andefasana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |