|
|
|
|

Teny iditra1  lefiravina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] akanjo mifanosontsosona sy nasian-ketronketrona tamin' ny nanjairana azy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] plis faits aux robes, aux collerettes en forme de tuyaux, plis formés par un lacet
Voambolana  5  Toe-karena: zaitra
Singan-teny  6  lefitra, ravina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07