Teny iditra (1/4) | 1 lefitra |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] support supporté, action de supporter: Tsy lefitro izany teny izany (Je ne puis supporter ces paroles) |
Ohatra |
5 Toa hoe tsy lefitra ny hadisoam-beny! [2.576] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny lefitra io |
Teny iditra (2/4) | 12 lefitra |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Valona, foritra, lefiravina, ketrona |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] pli, action de se courber, de ployer, de s'incliner |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 25 lefitra |
Sokajin-teny | 26 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
27 [1.1] Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha lefitra amin' ny Fikambananay |
Fanazavàna teny anglisy |
28 [1.7] the second in rank |
Fanazavàna teny frantsay |
29 [1.3] lieutenant, second 30 [1.8] le second rang, le vice, l'adjoint |
Ohatra |
31 Tsy eto koa ny lefitra voalohany. [2.332] 32 Araka io didim-panjakana io ihany, dia ny Komitim-pokontany izay ahitana ny lehiben' ny kartie sy lefitra roa no misahana ny fitantanana. [4.27] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/4) | 35 lefitra |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
37 [1.196] (du malais : lipit, lipat . javanais : lempit : qui se courbe facilement mais ne se rompt pas). Nom des Indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae), dans la région de Tuléar. [Mahafaly]
|
Voambolana |
38 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 40 alefitr, filetra, lefitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |