|
|
|
|

Teny iditra1  lefy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lany hery: Lefy sahady ny hanitr' ilay ranomanitra novidina omaly
Tsy maso mpanaraka intsony: Efa lefy ankehitriny io didin' akanjo io
Adala
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] insipid
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] fade, insipide; qui a perdu ses propriétés
6  [1.196] (viendrait du malais : épit, d'après le Firaketana Malagasy). Qui est fade, qui a perdu de sa saveur, en parlant des aliments ou des condiments. Exemple paraky tsi-lefy : tabac à mâcher qui ne pique plus. [Merina]
Qui a perdu de son activité, en parlant des drogues.
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Anarana :
10  Mpamaritra :
Tsipelina hafa  11  lefa
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  lefi, lefy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31