Teny iditra lehibebe
Singan-teny lehy ; bebe
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Ireto avy ny lehibebe tamin’ izany. [2.436]
2Vola be izany fahizay fa nety hahazo vantotr' omby iray lehibebe ihany. [2.643]
3Izany hoe efa lehibebe kokoa ny mpihaino eto noho ny amin'iry voalohany. [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/04