Teny iditra lehiretsy (ilay, retsy)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy Mitovy ary avy amin' ny ilay retsy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ceux-là [Rajaonarimanana 1995]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra Nahoana lehiretsy no dia mamono olona ianareo? [Andraina: Mitaraina, takila 171]

2019/08/17