Teny iditra | 1 lehiretsy |
Singan-teny | 2 ilay, retsy |
Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitovy ary avy amin' ny ilay retsy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] ceux-là |
Ohatra |
6 Nahoana lehiretsy no dia mamono olona ianareo? [2.472] |
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny mpisolo rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13 |