| Teny iditra | 1 lehiroa |
| Singan-teny | 2 ilay, 3 iroa |
| Sokajin-teny | 4 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Mitovy ary avy amin' ny ilay iroa
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 celui-là
[1.5] |
| Ohatra |
7 Mazava ny antony, lehiroa a!
[2.643#105]
8 Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka. [2.528#23] 9 Izaho ange lehiroa no manao ny toe-karama e! [2.472#186] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 label='pns' run='pronouns?w=lehiroa' /> |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|