Teny iditra | 1 lehiroa |
Singan-teny | 2 ilay, iroa |
Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitovy ary avy amin' ny ilayiroa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] celui-là |
Ohatra |
6 Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643] 7 Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka. [2.528] 8 Izaho ange lehiroa no manao ny toe-karama e! [2.472] |
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny mpisolo rehetra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |