Teny iditra |
lejo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Lava manify [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Long, fluet, grêle, mince, qui fléchit sous son propre poids [1.3]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
lejo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny lafy fahatelo manatrika ny zoro mahitsy amin' ny telolafy mahitsizoro [1.1]
|
| Lafy mifanatrika amin'ny zoro mahitsy ao amin'ny telolafy mahitsizoro [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hypoténuse [1.13]
|
Ohatra | Ny lejo atao toradroa dia mira amin' ny fitambaran' ny lafy roa hafa samy atao toradroa
[1.1]
|
Voambolana |
|